Teny iditra | havana akaiky | |
Singan-teny | havana ; akaiky | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Havana izay mifanakaiky ny fihavanany, toy ny iray tampo, ny zanaky ny iray tampo, sns.. [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A near relative. [1.2] | |
Close relatives [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Proches parents [1.54] | |
Parents proches [1.8] | ||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |